Genesisy 38:21 MG1865

21 Dia nanontany ny olona teo amin'ny fonenan-dravehivavy izy ka nanao hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga izay tamoron-dalana teo Enaima ? Fa hoy ny olona: Tsy nisy vehivavy janga teo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:21 amin'ny teny manodidina.