Genesisy 38:22 MG1865

22 Dia niverina tany amin'i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain'ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:22 amin'ny teny manodidina.