Genesisy 38:23 MG1865

23 Dia hoy Joda: Aoka ho lasany ho azy, fandrao ho afa-baraka isika; indro, efa nampanateriko ity zanak'osy ity, nefa ianao tsy nahita an-dravehivavy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:23 amin'ny teny manodidina.