Genesisy 38:25 MG1865

25 Ary rehefa navoaka izy, dia naniraka tany amin'ny rafozany ka nanao hoe: Ny lehilahy izay tompon'ireto no nananako anaka; ary hoy koa izy: Masìna ianao, fantaro izay tompon'ireto fanombohan-kase sy kofehy ary tehina ireto.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:25 amin'ny teny manodidina.