Genesisy 38:26 MG1865

26 Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin'i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:26 amin'ny teny manodidina.