Genesisy 39:1 MG1865

1 Ary Josefa nentina nidina ho any Egypta; ary Potifara, lehilahy Egyptiana, tandapan'i Farao sady mpifehy ny mpiambina, no nividy azy tamin'ny Isimaelita, izay nitondra azy nidina tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:1 amin'ny teny manodidina.