Genesisy 39:2 MG1865

2 Ary Jehovah nomba an'i Josefa, dia lehilahy nambinina izy; ary nitoetra tao an-tranon'ilay Egyptiana tompony izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:2 amin'ny teny manodidina.