Genesisy 39:4 MG1865

4 Ary Josefa nahita fitia teo imason'ny tompony, ka dia nanompo azy; dia notendreny ho mpikarakara ny tao an-tranony, ary izay rehetra nananany dia natolony ho andraikiny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:4 amin'ny teny manodidina.