Genesisy 39:5 MG1865

5 Ary hatramin'izay nanendreny azy ho mpikarakara ny tao an-tranony mbamin'izay rehetra nananany dia notahin'i Jehovah ny tranon'ilay Egyptiana noho ny amin'i Josefa; ary ny fitahian'i Jehovah nomba izay rehetra nananany, na ny tao an-trano, na ny tany an-tsaha.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:5 amin'ny teny manodidina.