Genesisy 39:6 MG1865

6 Dia navelany ho andraikitr'i Josefa izay rehetra nananany; ary izy tsy nihevitra intsony izay rehetra nananany na inona na inona afa-tsy ny hanin-kohaniny ihany. Ary Josefa dia bikàna sady tsara tarehy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:6 amin'ny teny manodidina.