14 Indro, efa noroahinao hiala amin'ny tany onenana aho androany; dia hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany; koa na iza na iza hahita ahy dia hamono ahy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 4
Jereo Genesisy 4:14 amin'ny teny manodidina.