Genesisy 4:15 MG1865

15 Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an'i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an'i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:15 amin'ny teny manodidina.