Genesisy 4:2 MG1865

2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:2 amin'ny teny manodidina.