Genesisy 4:3 MG1865

3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:3 amin'ny teny manodidina.