Genesisy 40:15 MG1865

15 fa nangalarina mihitsy avy tany amin'ny tanin'ny Hebreo aho, ary atỳ koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin'ity lavaka ity aho,.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:15 amin'ny teny manodidina.