Genesisy 40:16 MG1865

16 Ary rehefa hitan'ny lehiben'ny mpanao mofo fa tsara ny filazana ny hevitry ny nofy, dia hoy izy tamin'i Josefa: Izaho koa nanonofy, ka, indro, niloloha karaba telo feno mofo fotsy aho;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:16 amin'ny teny manodidina.