Genesisy 40:8 MG1865

8 Ary hoy izy roa lahy taminy: Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny. Dia hoy Josefa taminy: Tsy avy amin'Andriamanitra va ny filazana ny hevitry ny nofy? Masìna ianareo, lazao amiko izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:8 amin'ny teny manodidina.