9 Dia nambaran'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka tamin'i Josefa ny nofiny, ka hoy izy taminy: Nofiko fa indro, hono, nisy tahom-boaloboka teo anatrehako;
Vakio ny toko manontolo Genesisy 40
Jereo Genesisy 40:9 amin'ny teny manodidina.