Genesisy 41:14 MG1865

14 Dia naniraka Farao ka nampaka an'i Josefa, dia nalaina faingana niala tao an­davaka izy; ary nanaratra ny volom-bavany sy niova fitafiana izy, dia nankany amin'i Farao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:14 amin'ny teny manodidina.