Genesisy 41:15 MG1865

15 Ary hoy Farao tamin'i Josefa : Nanonofy aho, koa tsy misy mahalaza ny heviny; ary izaho nahare fa ianao, hono, raha mandre nofy, dia mahalaza ny heviny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:15 amin'ny teny manodidina.