Genesisy 42:24 MG1865

24 Ary Josefa dia nihodina niala teo aminy ka nitomany; ary niverina nankeo aminy indray izy ka niteny taminy, ary dia naka an'i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:24 amin'ny teny manodidina.