Genesisy 42:25 MG1865

25 Ary Josefa nanome teny hameno vary ny lasakany sady hamerina ny volan'ny isan-dahy ho ao anatin'ny lasakany avy ary hanome vatsy azy ho entiny eny an-dalana; dia nanao izany taminy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:25 amin'ny teny manodidina.