Genesisy 42:33 MG1865

33 Dia hoy ralehilahy, tompon'ny tany, taminay: Izao ary no hahafantarako fa olo-marina ianareo : ny anankiray aminareo mirahalahy avy dia avelao atỳ amiko, ka mitondra vary noho ny mosary any amin'ny tranonareo, dia mandehana;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:33 amin'ny teny manodidina.