Genesisy 42:34 MG1865

34 ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy, dia ho fantatro fa tsy mba mpisafo ianareo, fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo, ka dia hanao varotra eto amin'ny tany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:34 amin'ny teny manodidina.