Genesisy 42:35 MG1865

35 Ary raha nandraraka izay tao anatin'ny lasakany izy ireo, dia, indro, ny volany am-ponosana samy teo anatin'ny lasakany avy; ary rehefa nahita ny volany am-ponosana izy sy ny rainy, dia samy raiki-tahotra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:35 amin'ny teny manodidina.