Genesisy 42:36 MG1865

36 Ary hoy Jakoba rainy taminy: Foananareo anaka aho: Josefa tsy eto intsony, Simeona koa tsy eto intsony, ary Benjamina indray halainareo; izaho ihany no ozoin'izany rehetra izany,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:36 amin'ny teny manodidina.