Genesisy 42:37 MG1865

37 Ary Robena niteny tamin'ny rainy ka nanao hoe: Vonoy ny zanako roa lahy, raha tsy entiko miverina atỳ aminao izy; atolory eto an-tanako izy, dia izaho no hitondra azy mody ho atỳ aminao indray.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:37 amin'ny teny manodidina.