Genesisy 42:38 MG1865

38 Ary hoy Jakoba: Tsy hidina hiaraka aminareo ny zanako; fa maty ny rahalahiny, ary izy irery ihany no sisa, ary raha hisy loza hanjo azy any amin'ny lalana izay halehanareo, dia hampidininareo any amin'ny fiainan-tsi-hita amin'alahelo ny volo fotsiko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:38 amin'ny teny manodidina.