Genesisy 43:22 MG1865

22 Ary nitondra vola hafa koa eto an-tananay izahay hamidy hanina: tsy fantatray izay nanao ny volanay tao anatin'ny lasakanay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:22 amin'ny teny manodidina.