Genesisy 43:23 MG1865

23 Ary hoy izy: Matokia ianareo, fa aza matahotra; Andriamanitrareo, dia Andriamanitry ny rainareo, no nanome anareo harena tao anatin'ny lasakanareo; ny volanareo dia efa tonga tatỳ amiko ihany. Dia namoaka an'i Simeona ho eo aminy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:23 amin'ny teny manodidina.