Genesisy 44:16 MG1865

16 Ary hoy Joda: Inona no teny hataonay amin'itompokolahy? inona intsony no holazainay? ary hataonay ahoana no fiala tsiny? Andriamanitra efa nahita ny heloky ny mpanomponao; koa, indreto, samy ho andevon'itompokolahy, na izahay, na ilay nahitana ny kapoaka tao aminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:16 amin'ny teny manodidina.