Genesisy 44:17 MG1865

17 Nefa hoy Josefa: Sanatria ahy ny hanao izany! izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho andevoko; fa ianareo kosa dia miakara soa aman-tsara ho any amin'ny rainareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:17 amin'ny teny manodidina.