Genesisy 44:8 MG1865

8 Indro fa ny vola izay hitanay teo am-bavan'ny lasakanay aza naverinay indray tatỳ aminao avy tany amin'ny tany Kanana; ka hataonay ahoana no fangalatra volafotsy na volamena ao amin'ny tranon'ny tomponao?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 44

Jereo Genesisy 44:8 amin'ny teny manodidina.