Genesisy 45:15 MG1865

15 Ary dia nanoroka ny rahalahiny rehetra izy ka nitomany teo am-pamihinany azy; ary rehefa afaka izany, dia niresaka taminy ireo rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:15 amin'ny teny manodidina.