Genesisy 45:16 MG1865

16 Ary re tao an-tranon'i Farao ny teny hoe: Tonga ny rahalahin'i Josefa; dia sitrak'i Farao sy ny mpanompony izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:16 amin'ny teny manodidina.