Genesisy 45:17 MG1865

17 Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Lazao amin'ny rahalahinao: Izao no ataovy: atai­ngeno ny entana ho entin'ny bibinareo, ka mankanesa any amin'ny tany Kanana;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:17 amin'ny teny manodidina.