Genesisy 45:18 MG1865

18 ary alao ny rainareo sy ny ankohonanareo, ka mankanesa atỳ amiko; ary dia homeko anareo ny tsara eto amin'ny tany Egypta, ka hihinana ny matavy eto amin'ny tany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:18 amin'ny teny manodidina.