8 Ary amin'izany, tsy ianareo no nampandeha ahy ho atỳ, fa Andriamanitra; ary Izy nanao ahy ho rain'i Farao, sy ho tompon'ny ao an-tranony rehetra, ary ho mpanapaka ny tany Egypta rehetra.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 45
Jereo Genesisy 45:8 amin'ny teny manodidina.