Genesisy 45:9 MG1865

9 Andeha miakatra faingana ianareo ho any amin'ikaky, ka lazao aminy hoe: Izao no tenin'i Josefa zanakao: Efa nataon'Andriamanitra ho tompon'i Egypta rehetra aho; ka midìna hankatỳ amiko, fa aza mijanona;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 45

Jereo Genesisy 45:9 amin'ny teny manodidina.