Genesisy 46:31 MG1865

31 Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny sy ny ankohonan'ny rainy: Hiakatra aho hilaza amin'i Farao ka hanao aminy hoe: Ny rahalahiko sy ny ankohonan'ny raiko, izay tany amin'ny tany Kanana, dia efa tonga atỳ amiko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:31 amin'ny teny manodidina.