Genesisy 46:32 MG1865

32 Ary mpiandry ondry ireo lehilahy ireo, fa mpiompy omby aman'ondry izy; ary ny ondry aman'osiny sy ny ombiny mbamin'izay rehetra ananany dia nentiny avokoa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 46

Jereo Genesisy 46:32 amin'ny teny manodidina.