Genesisy 47:11 MG1865

11 Dia namponenin'i Josefa ny rainy sy ny rahalahiny ka nomeny zara-tany tao amin'ny tany Egypta, dia tao amin'ny tany tsara indrindra, tao amin'ny tany Ramesesa, araka izay efa nandidian'i Farao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:11 amin'ny teny manodidina.