Genesisy 47:12 MG1865

12 Dia novelomin'i Josefa tamin'ny hanina ny rainy sy ny rahalahiny mbamin'ny ankohonan'ny rainy rehetra, araka ny isan'ny zanany avy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 47

Jereo Genesisy 47:12 amin'ny teny manodidina.