Genesisy 49:33 MG1865

33 Ary rehefa vitan'i Jakoba ny hafatra nataony tamin'ny zananilahy rehetra, dia navonkiny teo am-parafara ny tongony, dia niala aina izy ka voangona any amin'ny razany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 49

Jereo Genesisy 49:33 amin'ny teny manodidina.