Genesisy 50:1 MG1865

1 Ary Josefa nihohoka tamin'ny tavan'ny rainy ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:1 amin'ny teny manodidina.