10 Ary rehefa tonga teo Goren'atada izy, izay ao an-dafin'i Jordana, dia nanao fisaonana lehibe sy mafy indrindra teo izy; dia nisaona an-drainy hafitoana Josefa.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 50
Jereo Genesisy 50:10 amin'ny teny manodidina.