Genesisy 50:11 MG1865

11 Ary rehefa hitan'ny Kananita tompon-tany ny fisaonana teo Goren-atada, dia hoy izy: Fisaonana mafy amin'ny Egyptiana izao; izany no nanaovany ny anarany hoe Abel-Egyptiana, izay ao an-dafin'i Jordana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:11 amin'ny teny manodidina.