Genesisy 50:23 MG1865

23 Ary hitan'i Josefa ny zafiafin'i Efraima; ny zanak'i Makira koa, zanakalahin'i Manase, dia noraisin'i Josefa ho eo am-pofoany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:23 amin'ny teny manodidina.