Genesisy 50:24 MG1865

24 Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Ho faty aho; nefa Andriamanitra hamangy anareo tokoa ka hitondra anareo hiala amin'ity tany ity ho any amin'ny tany izay nianianany tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba homena azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 50

Jereo Genesisy 50:24 amin'ny teny manodidina.