Genesisy 6:17 MG1865

17 Ary, indro, Izaho efa hahatonga ny safo-drano ambonin'ny tany handringana ny nofo rehetra izay manam-nofonaina ambanin'ny lanitra; dia ho faty izay rehetra eo amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:17 amin'ny teny manodidina.